Fizotry ny lalao
1. Ao anatin'ny 20 segondra no amaliana ny fanontaniana iray.
2. Tsy azo ovaina intsony ny valinteny voafidy.
3. Tsy afaka misafidy intsony rehefa tapitra ny fotoana.
4. Tsy mety mijanona antenantenany ny lalao.
5. Amin'ny faran'ny lalao no ahafantarana ny isa azo.
Anala-Quiz 5 : Teny malagasy
Fotoana sisa
20
Vita ny lalao !